Luke 9:62 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Jesosy taminy: Tsy misy olona mitana angadinomby sady miherika ka mendrika ny fanjakan’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Jesoa taminy: «Rehefa mety ho mpitana angadin’omby miherika, dia tsy sahaza ny fanjakan’Andriamanitra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Jesoa taminy: –Ny olona efa mitana amin’ny angadin’omby kanefa mbola miherika ihany, dia tsy natao ho an’ny Fanjakàn’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Jesosy taminy: Tsy misy olona mitana fangady tarihina ary miherika ka miendrika ho ao amin'ny fanjakan'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Jesosy taminy: Tsy misy olona mitana angadinomby sady miherika ka mendrika ny fanjakan’Andriamanitra.
malagasy
Fa hoy Jesosy taminy: Tsy misy olona mitana fangady tarihina ary miherika ka miendrika ho ao amin'ny fanjakan'Andriamanitra.