Luke 9:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandre izay rehetra nitranga i Heroda mpanapaka ka very hevitra noho ny filazan’ny olona; fa hoy ny sasany: I Jaona no nitsangana tamin’ny maty;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Herôda tetrarka nandre izay rehetra nataon’i Jesoa ka tsy hitany be ihany izay hevitra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Henon’i Herôda, mpanjaka tao Galilea, izay rehetra nataon’i Jesoa, ka sahiran-kevitra be ihany izy, satria nisy nanao hoe: –I Jôhany Mpanao batisa no natsangan’Andriamanitra ho velona avy tany amin’ny maty indray!
Malagasy Bible 1865
Ary Heroda mpanapaka nandre izay rehetra natao; dia very hevitra izy noho ny filazan'ny olona; fa hoy ny sasany: Jaona no efa nitsangana tamin'ny maty;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandre izay rehetra nitranga i Heroda mpanapaka ka very hevitra noho ny filazan’ny olona; fa hoy ny sasany: I Jaona no nitsangana tamin’ny maty;
malagasy
Ary Heroda mpanapaka nandre izay rehetra natao; dia very hevitra izy noho ny filazan'ny olona; fa hoy ny sasany: Jaona no efa nitsangana tamin'ny maty;