Malachi 1:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Enga anie ka hisy aminareo handrindrina ny varavarana mba tsy handrehetana afo foana eo ambonin’ny alitarako! Tsy hankasitraka anareo Aho, na handray fanatitra avy amin’ny tananareo, hoy Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ny iray aminareo, handrindrina ny varavarana ahay, mba tsy handrehetanareo afo foana eo ambonin’ny ôteliko! Tsy mankasitraka anareo velively Aho, hoy i Iavehn’ny tafika; ary ny fanatitra avy amin’ny tananareo tsy misy ankasitrahiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tokony hohidin’ny anankiray aminareo ny varavaran’ny tempoly mba tsy handrehetanareo afo tsy misy lanjany eo amin’ny alitarako. Tsy sitrako ny hahita anareo na ny handray izay fanatitra ataonareo, hoy Izaho TOMPOn’izao rehetra izao.
Malagasy Bible 1865
Enga anie ka hisy aminareo handrindrina ny varavarana ka tsy handrehitra afo foana eo ambonin'ny alitarako! Tsy hankasitraka anareo Aho, na ta-handray fanatitra amin'ny tananareo, hoy Jehovah, Tompon'ny maro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Enga anie ka hisy aminareo handrindrina ny varavarana mba tsy handrehetana afo foana eo ambonin’ny alitarako! Tsy hankasitraka anareo Aho, na handray fanatitra avy amin’ny tananareo, hoy Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao.
malagasy