Malachi 1:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa i Esao no halako, koa nataoko tany lao ny tendrombohiny ary ny lovany dia natolotro ho an’ny amboadia any an-tany efitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka ny tendrombohiny nataoko lao; ary ny lovany natolotro ny amboadia any an’efitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa i Hesao kosa halako. Nataoko tonga lao ny faritra be tendrombohitra nitoeran’ny taranak’i Hesao, ary ny taniny natolotro ho an’ny amboadia any an-taniefitra.
Malagasy Bible 1865
fa Esao no halako, ka nataoko tany lao ny tendrombohiny, ary ny lovany natolotro ho an'ny amboadia any an-efitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa i Esao no halako, koa nataoko tany lao ny tendrombohiny ary ny lovany dia natolotro ho an’ny amboadia any an-tany efitra.
malagasy
fa Esao no halako, ka nataoko tany lao ny tendrombohiny, ary ny lovany natolotro ho an'ny amboadia any an-efitra. [Na: jakala]