Malachi 1:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny masonareo no hahita ka hiteny ianareo hoe: NY TOMPO dia lehibe any ankoatran’ny tanin’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hahita maso izany ianareo, ka hifampilaza hoe: Hankalazaina anie i Iaveh eo amin’ny tanin’i Israely!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hahita maso izany ianareo, ry Israelita, ka hahateny hoe: «Lehibe ny TOMPO, na dia hatrany ivelan’ny tanin’i Israely aza!»
Malagasy Bible 1865
Ary ny masonareo no hahita, ka dia hiteny ianareo hanao hoe: Jehovah dia lehibe any an-koatry ny tanin'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny masonareo no hahita ka hiteny ianareo hoe: NY TOMPO dia lehibe any ankoatran’ny tanin’ny Israely.
malagasy
Ary ny masonareo no hahita, ka dia hiteny ianareo hanao hoe: Jehovah dia lehibe any an-koatry ny tanin'ny Isiraely.[Na: ho lehibe anie][Na: eny amin']