Malachi 2:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Enga anie ka hofongoran’NY TOMPO hiala amin’ny tranolain’i Jakoba ny lehilahy izay manao izany, na iza na iza, sy izay manolotra fanatitra ho an’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny lehilahy manao izany, dia aoka hamongoran’i Iaveh eo amin’ny lain’i Jakôba, na izay miambina, na izay mamaly, mbamin’izay manatitra fanatitra ho an’i Iavehn’ny tafika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoesorin’ny TOMPO tsy ho anisan’ny taranak’i Jakôba anie izay lehilahy manao izany na iza izy na iza, eny, fa na dia izay manolotra fanatitra ho an’ny TOMPOn’izao rehetra izao aza!
Malagasy Bible 1865
Enga anie ka hofongoran'i Jehovah hiala amin'ny lain'i Jakoba ny lehilahy izay manao izany, na iza na iza, sy izay manatitra fanatitra ho an'i Jehovah, Tompon'ny maro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Enga anie ka hofongoran’NY TOMPO hiala amin’ny tranolain’i Jakoba ny lehilahy izay manao izany, na iza na iza, sy izay manolotra fanatitra ho an’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao.
malagasy
Enga anie ka hofongoran'i Jehovah hiala amin'ny lain'i Jakoba ny lehilahy izay manao izany, na iza na iza, sy izay manatitra fanatitra ho an'i Jehovah, Tompon'ny maro. [Heb. na ny mpiambina, na ny mpamaly]