Malachi 2:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa hoy ianareo: Nahoana? Satria NY TOMPO no vavolombelona ny aminao sy ny vadin’ny fahatanoranao izay nofitahinao na dia namanao sady vady efa vita fanekena taminao aza izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ianareo: Nahoana izany? I Iaveh dia efa vavolombelona manelanelana anao sy ny vadin’ny fahatanoranao izay nofitahinao, nefa Izy no namanao sy vady vita fanekena taminao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia anontanianareo ny anton’ny tsy anekeny izany intsony. Ny antony dia satria efa nanaiky teo anatrehan’ny TOMPO ianareo fa ho mahatoky amin’ny vadin’ny fahatanoranareo. Vady vita fanekena taminareo izany, nefa dia nilaozanareo.
Malagasy Bible 1865
Nefa hoy ianareo: Nahoana? Satria Jehovah no vavolombelona ny aminao sy ny vadin'ny fahatanoranao izay nofitahinao, na dia namanao sady vady efa vita fanekena taminao aza izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa hoy ianareo: Nahoana? Satria NY TOMPO no vavolombelona ny aminao sy ny vadin’ny fahatanoranao izay nofitahinao na dia namanao sady vady efa vita fanekena taminao aza izy.
malagasy
Nefa hoy ianareo: Nahoana? Satria Jehovah no vavolombelona ny aminao sy ny vadin'ny fahatanoranao izay nofitahinao, na dia namanao sady vady efa vita fanekena taminao aza izy.