Malachi 2:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, hasiako teny mafy ny voa afafinareo ary hofafazako tain-droroha ny tavanareo, dia ny tain-droroha avy amin’ny andro firavoravoanareo; ary hailika miaraka aminy ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro hataoko tsy maniry ny voa afafy, afafiko amin’ny tavanareo ny tain-drorona, dia ny tain-drorohan’ny fetinareo, ka hailiky ny olona miaraka amin’izany ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa mandrahona sahady ny taranakareo Aho; ianareo kosa hamafazako tain-droroha eny an-tavanareo, dia ny tain-drorohan’ireo biby nataonareo sorona tamin’ny andro fety; ary hoesorina miaraka aminy koa ianareo.
Malagasy Bible 1865
Indro, hasiako teny mafy ny voa afafinareo, ary hofafazako tain-droroha ny tavanareo, dia ny tain-droroha avy amin'ny andro firavoravoanareo; ary hailika miaraka aminy ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, hasiako teny mafy ny voa afafinareo ary hofafazako tain-droroha ny tavanareo, dia ny tain-droroha avy amin’ny andro firavoravoanareo; ary hailika miaraka aminy ianareo.
malagasy
Indro, hasiako teny mafy ny voa afafinareo, ary hofafazako tain-droroha ny tavanareo, dia ny tain-droroha avy amin'ny andro firavoravoanareo; ary hailika miaraka aminy ianareo.