Malachi 2:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny molotry ny mpisorona dia tokony hitahiry fahalalana, ary ny lalàna dia hotadiavina eo am-bavany, satria izy dia irak’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny molotry ny mpisorona no mpitahiry ny fahalalana, ary ny vavany no angatahana ny fampianarana, satria izy no Anjelin’i Iavehn’ny tafika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa andraikitry ny mpisorona ny mampianatra ny olona hahalala Ahy Andriamanitra TOMPOn’izao rehetra izao; ny mpisorona no anontaniana ny fitsipika tokony hampiharina, satria mpitondrateniko izy.
Malagasy Bible 1865
Fa ny molotry ny mpisorona tokony hitahiry fahalalana, ary ny lalàna hotadiavina eo am-bavany, satria irak'i Jehovah, Tompon'ny maro, izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny molotry ny mpisorona dia tokony hitahiry fahalalana, ary ny lalàna dia hotadiavina eo am-bavany, satria izy dia irak’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao.
malagasy
Fa ny molotry ny mpisorona tokony hitahiry fahalalana, ary ny lalàna hotadiavina eo am-bavany, satria irak'i Jehovah, Tompon'ny maro, izy.