Malachi 2:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa efa nivily lalana kosa ianareo sady nanafintohina olona maro ny amin’ny lalàna ary namadika ilay fanekena tamin’i Levy, hoy Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ianareo kosa nivily lalana, nanafintohina olona maro tamin’ny lalàna, ary namadika ny fanekena tamin’i Levì hoy i Iavehn’ny tafika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ankehitriny efa nivily lalana ianareo mpisorona, ka nahasolafaka olona maro tamin’ny fampianaranareo. Noravanareo noho izany koa ny fanekempihavanako taminareo, hoy Izaho Tompon’izao rehetra izao.
Malagasy Bible 1865
Fa ianareo kosa dia efa nivily lalana sady nampahatafintohina olona maro ny amin'ny lalàna ary namadika ny fanekena amin'i Levy, hoy Jehovah; Tompon'ny maro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa efa nivily lalana kosa ianareo sady nanafintohina olona maro ny amin’ny lalàna ary namadika ilay fanekena tamin’i Levy, hoy Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao.
malagasy
Fa ianareo kosa dia efa nivily lalana sady nampahatafintohina olona maro ny amin'ny lalàna ary namadika ny fanekena amin'i Levy, hoy Jehovah; Tompon'ny maro.