Malachi 2:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho kosa dia efa nanolotra anareo ho fanimbazimba sy ho fanao tsinontsinona eo anatrehan’ny vahoaka rehetra, noho ny tsy nitandremanareo ny lalako sy ny nizahanareo tavan’olona eo amin’ny fampiharanareo ny lalàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa Izaho kosa, dia efa nahatonga anareo ho faniratsira sy tsinontsinona eo imason’ny vahoaka rehetra, satria tsy nitandrina ny lalako ianareo, sady mizaha tavan’olona amin’ny fampiharana ny lalàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa dia hampirisihiko ny vahoakan’i Israely rehetra haniratsira sy hanao tsinontsinona anareo, satria tsy nitandrina ny sori-dalako ianareo sady nizaha tavan’olona tamin’izay fanapahan-kevitrareo».
Malagasy Bible 1865
Ary Izaho kosa dia efa nanolotra anareo ho fanazimbazimba sy ho fanao tsinontsinona eo anatrehan'ny vahoaka rehetra, noho ny tsy nitandremanareo ny lalako sy ny nizahanareo tavan'olona ny amin'ny lalàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho kosa dia efa nanolotra anareo ho fanimbazimba sy ho fanao tsinontsinona eo anatrehan’ny vahoaka rehetra, noho ny tsy nitandremanareo ny lalako sy ny nizahanareo tavan’olona eo amin’ny fampiharanareo ny lalàna.
malagasy