Malachi 3:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hasiako teny mafy noho ny aminareo ny valala ka tsy hanimba ny vokatry ny tany intsony ireny fa hahavanom-boa ny voalobokareo any an-tsaha, hoy Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho ny aminareo, dia horoahiko ny biby madinika mpandany; ka tsy hanimba ny vokatry ny taninareo intsony, ary tsy hisy tsy hahavanom-boa ny voaloboka any an-tsahanareo, hoy i Iaveh’ny tafika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy havelako hanimba ny volinareo ny bibikely ka hahavanom-boa ny voalobokareo any an-tsaha, hoy Izaho TOMPOn’izao rehetra izao.
Malagasy Bible 1865
Ary hasiako teny mafy ny valala noho ny aminareo, ka tsy hanimba ny vokatry ny tany intsony ireny, ka dia hahavanom-boa ny voalobokareo any an-tsaha, hoy Jehovah, Tompon'ny maro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hasiako teny mafy noho ny aminareo ny valala ka tsy hanimba ny vokatry ny tany intsony ireny fa hahavanom-boa ny voalobokareo any an-tsaha, hoy Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao.
malagasy
Ary hasiako teny mafy ny valala noho ny aminareo, ka tsy hanimba ny vokatry ny tany intsony ireny, ka dia hahavanom-boa ny voalobokareo any an-tsaha, hoy Jehovah, Tompon'ny maro. [Heb. mpandany]