Malachi 3:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hataon’ny firenena rehetra hoe sambatra ianareo, fa ho tany mahafinaritra ianareo, hoy Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hataon’ny firenena rehetra hoe, sambatra, ianareo; satria ho tany mahafinaritra ianareo, hoy i Iaveh’ny tafika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hataon’ny firenen-drehetra hoe sambatra ianareo, satria hahafinaritra hivelomana ny taninareo, hoy Izaho TOMPOn’izao rehetra izao.»
Malagasy Bible 1865
Ary ianareo hataon'ny firenena rehetra hoe sambatra; fa ho tany mahafinaritra ianareo, hoy Jehovah, Tompon'ny maro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hataon’ny firenena rehetra hoe sambatra ianareo, fa ho tany mahafinaritra ianareo, hoy Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao.
malagasy
Ary ianareo hataon'ny firenena rehetra hoe sambatra; fa ho tany mahafinaritra ianareo, hoy Jehovah, Tompon'ny maro.