Malachi 3:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny teninareo dia mahery mamely Ahy, hoy NY TOMPO. Nefa hoy ianareo: Inona no resakay noentinay namely Anao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mafy loatra ny teninareo mamely Ahy, hoy i Iaveh. Ary hoy ianareo: Inona no resakay momba Anao? Izao no nolazainareo:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy ny TOMPO hoe: «Mafy loatra ny teny amelezanareo Ahy; nefa manontany ianareo hoe: ‹Inona no resaka nifanaovanay hamelezana Anao?›
Malagasy Bible 1865
Ny teninareo dia mahery mamely Ahy hoy Jehovah. Nefa hoy ianareo: Inona no resakay nentinay namely Anao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny teninareo dia mahery mamely Ahy, hoy NY TOMPO. Nefa hoy ianareo: Inona no resakay noentinay namely Anao?
malagasy
Ny teninareo dia mahery mamely Ahy hoy Jehovah. Nefa hoy ianareo: Inona no resakay nentinay namely Anao?