Malachi 3:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ankehitriny isika dia midera ny mpirehareha hoe sambatra; eny, ambinina izay nanao izay ratsy, sady naka fanahy an’Andriamanitra izy nefa afa-nandositra ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ankehitriny indro ny tsy mivavaka no lazaintsika hoe: sambatra; fa ambinina izay manao ny ratsy; maka fanahy an’Andriamanitra izy, nefa afa-potsiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny dia ny mpirehaka no tokony hataonay hoe sambatra ary ny olon-dratsy no tokony hataonay hoe ambinina. Eny, fa na dia maka fanahy an’Andriamanitra aza ireo, dia afaka hatrany!› »
Malagasy Bible 1865
Ary ankehitriny isika dia midera ny mpirehareha hoe sambatra; eny, voaorina tsara izay nanao ratsy, sady efa naka fanahy an'Andriamanitra izy, nefa afa-nandositra ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ankehitriny isika dia midera ny mpirehareha hoe sambatra; eny, ambinina izay nanao izay ratsy, sady naka fanahy an’Andriamanitra izy nefa afa-nandositra ihany.
malagasy
Ary ankehitriny isika dia midera ny mpirehareha hoe sambatra; eny, voaorina tsara izay nanao ratsy, sady efa naka fanahy an'Andriamanitra izy, nefa afa-nandositra ihany.