Malachi 3:21 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hohitsahinareo ny ratsy fanahy, fa ho lavenona ao ambanin’ny faladianareo izy amin’ny andro izay hotendreko, hoy Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hohitsahinareo ny ratsy fanahy, fa ho toy ny lavenona eo ambany faladianareo ireny, amin’ny andro efa omaniko, hoy i Iavehn’ny tafika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’io andro izay hotendreko io, dia hohitsakitsahinareo ny olon-dratsy ka ho toy ny vovoka eo ambany faladianareo, hoy Izaho TOMPOn’izao rehetra izao.»
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hohitsahinareo ny ratsy fanahy, fa ho lavenona ao ambanin’ny faladianareo izy amin’ny andro izay hotendreko, hoy Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao.
malagasy
ary hohitsahinareo ny ratsy fanahy; fa ho lavenona eo ambanin'ny faladianareo izay amin'ny andro izay hotendreko, hoy Jehovah, Tompon'ny maro.