Malachi 3:22 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsarovinareo ny lalànan’i Mosesy mpanompoko, izay nandidiako azy tao Horeba ny amin’ny Israely rehetra, dia ny didy sy ny fitsipika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsarovinareo ny lalàn’i Môizy, mpanompoko, izay nomeko didy amam-pitsipika, ho an’i Israely rehetra, tao Horeba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Tsarovy ny lalànan’i Mosesy mpanompoko, dia ny didy amam-pitsipika izay nomeko azy tao Hôreba ho an’ny Israelita rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsarovinareo ny lalànan’i Mosesy mpanompoko, izay nandidiako azy tao Horeba ny amin’ny Israely rehetra, dia ny didy sy ny fitsipika.
malagasy
Tsarovinareo ny lelan'i Mosesy mpanompoko, izay nandidiako azy tao Horeba ny amin'ny Isiraely rehetra, dia ny didy sy ny fitsipika.