Malachi 3:23 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, haniraka an’i Elia mpaminany ho aminareo Aho, dieny tsy mbola tonga ny Andron’NY TOMPO, ilay lehibe sady mahatahotra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro Aho haniraka an’i Elia, mpaminany ho aminareo, alohan’ny hahatongavan’ny andro i Iaveh, sady lehibe no matahotra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Fa alohan’ny hiavian’ny andron’ny TOMPO, ilay andro lehibe sady mahatahotra, dia haniraka an’i Elià mpaminany ho aminareo Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, haniraka an’i Elia mpaminany ho aminareo Aho, dieny tsy mbola tonga ny Andron’NY TOMPO, ilay lehibe sady mahatahotra.
malagasy
Indro, Izaho haniraka an'i Elia mpaminany ho aminareo, dieny tsy mbola tonga ny andron'i Jehovah, ilay lehibe sady mahatahotra;ary izay hampody ny fon'ny ray ho amin'ny zanaka, ary ny fon'ny zanaka ho amin'ny rainy, fandrao ho avy Aho hamely ny tany amin'ny fandringanana. [Heb. herema]