Malachi 3:24 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Izy no hampody ny fon’ny ray ho amin’ny zanaka, ary ny fon’ny zanaka ho amin’ny rainy, fandrao ho avy Aho hamely ny tany amin’ny fandringanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hampody ny fon-dray ho amin’ny zanany Izy, sy ny fon-janaka ho amin’ny rainy, fandrao avy Aho ka hataoko anatema ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy no hampody ny fon’ny ray ho amin’ny zanany ary ny fon’ny zanaka ho amin’ny rainy; amin’izay Aho dia tsy ho avy hamely ny tany amin’ny fandringanana.»
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Izy no hampody ny fon’ny ray ho amin’ny zanaka, ary ny fon’ny zanaka ho amin’ny rainy, fandrao ho avy Aho hamely ny tany amin’ny fandringanana.
malagasy
ary izay hampody ny fon'ny ray ho amin'ny zanaka, ary ny fon'ny zanaka ho amin'ny rainy, fandrao ho avy Aho hamely ny tany amin'ny fandringanana. [Heb. herema]