Malachi 3:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia ho mamin’NY TOMPO, toy ny tamin’ny andro fahiny sy toy ny tamin’ny taona taloha, ny fanatitry ny Joda sy Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary hankasitrahin’i Iaveh toy ny tamin’ny andro taloha, toy ny tamin’ny taona fahiny, ny fanatitr’i Jodà sy i Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ho mamin’ny TOMPO ireo fanatitry ny vahoakan’i Joda sy i Jerosalema toy ny tamin’ny andro taloha sy tamin’ny taona fahiny.
Malagasy Bible 1865
Dia ho mamin'i Jehovah ny fanatitry ny Joda sy Jerosalema toy ny tamin'ny andro fahiny sy toy ny tamin'ny taona taloha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia ho mamin’NY TOMPO, toy ny tamin’ny andro fahiny sy toy ny tamin’ny taona taloha, ny fanatitry ny Joda sy Jerosalema.
malagasy
Dia ho mamin'i Jehovah ny fanatitry ny Joda sy Jerosalema toy ny tamin'ny andro fahiny sy toy ny tamin'ny taona taloha.