Malachi 3:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Izaho TOMPO dia tsy miova, ary ianareo, ry taranak’i Jakoba, dia tsy fongana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho Izaho Iaveh tsy miova, no tsy nahafongotra anareo, ry taranak’i Jakôba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Eny, Izaho TOMPO dia tsy miova; fa tsy mitsahatra kosa ny maha taranak’i Jakôba anareo.
Malagasy Bible 1865
Fa Izaho Jehovah dia tsy miova, ary ianareo, ry taranak'i Jakoba, dia tsy fongana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Izaho TOMPO dia tsy miova, ary ianareo, ry taranak’i Jakoba, dia tsy fongana.
malagasy
Fa Izaho Jehovah dia tsy miova, ary ianareo, ry taranak'i Jakoba, dia tsy fongana.