Malachi 3:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tratry ny ozona ianareo nefa Izaho no robainareo, dia ianareo firenena iray manontolo izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Voan’ny ozona ianareo, ary Izaho ambakainareo, dia ianareo, ny firenena manontolo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hiharan’ny ozona ianareo satria Izaho no fitahinareo, dia ianareo rehetra mpiray firenena.
Malagasy Bible 1865
Voaozona amin'ny ozona ianareo nefa Izaho no robainareo, dia izao ianareo rehetra iray firenena izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tratry ny ozona ianareo nefa Izaho no robainareo, dia ianareo firenena iray manontolo izao.
malagasy
Voaozona amin'ny ozona ianareo nefa Izaho no robainareo, dia izao ianareo rehetra iray firenena izao.