Mark 1:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha vao niakatra avy tao anaty rano Izy dia hitany ny lanitra nisokatra ary ny Fanahy nidina tahaka ny voromailala ka nankeo Aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha vao niala avy tao anaty rano Izy, dia nahita ny lanitra nisokatra, sy ny Fanahy Masina nidina tahaka ny voromahailala, nankeo amboniny;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vantany vao niakatra avy ao anaty rano i Jesoa, dia nahita ny lanitra nitriatra sy ny Fanahy Masina nidina teo aminy tahaka ny voromahailala.
Malagasy Bible 1865
Ary raha vao niakatra avy teo amin'ny rano Izy, dia hitany ny lanitra nisokatra, ary ny Fanahy nidina tahaka ny voromailala ka nankeo amboniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha vao niakatra avy tao anaty rano Izy dia hitany ny lanitra nisokatra ary ny Fanahy nidina tahaka ny voromailala ka nankeo Aminy.
malagasy
Ary raha vao niakatra avy teo amin'ny rano Izy, dia hitany ny lanitra nisokatra, ary ny Fanahy nidina tahaka ny voromailala ka nankeo amboniny.