Mark 1:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy feo avy tany an-danitra niteny hoe: Ianao no Zanako malalako; Ianao no sitrako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary nisy feo re avy tany an-danitra nanao hoe: «Ianao no Zanako malalako, Ianao no ankasitrahiko.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nisy feo avy tany an-danitra nanao hoe: –Ianao no Zanako, ilay Malalako; Ianao no sitrako.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy feo avy tany an-danitra nanao hoe: Hianao no Zanako malalako, Hianao no sitrako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy feo avy tany an-danitra niteny hoe: Ianao no Zanako malalako; Ianao no sitrako.
malagasy
Ary nisy feo avy tany an-danitra nanao hoe: Hianao no Zanako malalako, Hianao no sitrako.