Mark 1:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niaraka tamin’izay dia natosiky ny Fanahy ho any an-tany efitra Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nentin’ny Fanahy ho any an’efitra niaraka tamin’izay Izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary niaraka tamin’izay dia nasesiky ny Fanahy Masina hankany an-taniefitra i Jesoa
Malagasy Bible 1865
Ary niaraka tamin'izay dia nampandehanin 'ny Fanahy ho any an-efitra Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niaraka tamin’izay dia natosiky ny Fanahy ho any an-tany efitra Izy.
malagasy
Ary niaraka tamin'izay dia nampandehanin'ny Fanahy ho any an-efitra Izy.[Gr. noroahin']