Mark 1:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitoetra tany an-tany efitra efapolo andro Izy ka nalain’i Satana fanahy. Teo amin’ny bibidia Izy, ary nanompo Azy ireo anjely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nitoetra tany efapolo andro dia nalain’i Satana fanahy sy niara-nitoetra tamin’ny bibidia, ary ny Anjely nanompo Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nijanona efapolo andro tany, nalain’i Satàna fanahy, niara-nonina tamin’ny bibidia, ary notompoin’ny anjely.
Malagasy Bible 1865
Ary tany an-efitra efa-polo andro Izy ka nalain'i Satana fanahy; ary teo amin'ny bibi-dia Izy, ary ny anjely nanompo Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitoetra tany an-tany efitra efapolo andro Izy ka nalain’i Satana fanahy. Teo amin’ny bibidia Izy, ary nanompo Azy ireo anjely.
malagasy
Ary tany an-efitra efa-polo andro Izy ka nalain'i Satana fanahy; ary teo amin'ny bibi-dia Izy, ary ny anjely nanompo Azy.