Mark 1:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa voasambotra i Jaona dia nankany Galilia Jesosy nitory ny Filazantsaran’Andriamanitra
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rehefa natao an-tranomaizina i Joany, dia nankany Galilea i Jesoa nitory ny Evanjelin’ny fanjakan’Andriamanitra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary naiditra am-ponja i Jôhany. Taorian’izay, dia nankany Galilea i Jesoa, nanao antso avo ny Vaovao Mahafaly avy amin’Andriamanitra
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa voasambotra Jaona, dia nankany Galilia Jesosy nitory ny filazantsaran'Andriamanitra
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa voasambotra i Jaona dia nankany Galilia Jesosy nitory ny Filazantsaran’Andriamanitra
malagasy
Ary rehefa voasambotra Jaona, dia nankany Galilia Jesosy nitory ny filazantsaran'Andriamanitra