Mark 1:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka nanambara hoe: Efa tonga izao ny fotoana ka efa akaiky ny fanjakan’Andriamanitra. Mibebaha ianareo ka minoa ny Filazantsara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nanao hoe: «Tonga ny fotoana, ary efa akaiky ny fanjakan’Andriamanitra; mibebaha ianareo ary minoa ny Evanjely.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nilaza hoe: –Tonga ny fotoanandro; efa akaiky ny Fanjakàn’Andriamanitra, ialao ny toe-dratsy ary minoa ny Vaovao Mahafaly.
Malagasy Bible 1865
ka nanao hoe: Efa tonga ny fotoana, ka efa akaiky ny fanjakan'Andriamanitra; mibebaha ianareo ka minoa ny filazantsara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka nanambara hoe: Efa tonga izao ny fotoana ka efa akaiky ny fanjakan’Andriamanitra. Mibebaha ianareo ka minoa ny Filazantsara.
malagasy
ka nanao hoe: Efa tonga ny fotoana, ka efa akaiky ny fanjakan'Andriamanitra; mibebaha ianareo ka minoa ny filazantsara.