Mark 1:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha nandalo teny amoron’ny Ranomasin’i Galilia Izy dia nahita an’i Simona sy i Andrea, rahalahin’i Simona, nanarato teo amin’ny ranomasina, fa mpanarato izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nandalo teny amoron’ny ranomasin’i Galilea Izy, dia nahita an’i Simôna sy i Andre rahalahiny nanarato teo amin’ny ranomasina, fa mpanarato izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nandalo teo amoron’ny farihin’i Galilea i Jesoa ka nahita an’i Simôna sy i Andrea mirahalahy; nanipy harato tao anaty farihy izy roa lahy fa mpanarato no raharahany.
Malagasy Bible 1865
Ary nony nandalo teny amoron'ny Ranomasin'i Galilia Izy, dia nahita an'i Simona sy Andrea, rahalahin'i Simona, nanarato teo amin'ny ranomasina; fa mpanarato izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha nandalo teny amoron’ny Ranomasin’i Galilia Izy dia nahita an’i Simona sy i Andrea, rahalahin’i Simona, nanarato teo amin’ny ranomasina, fa mpanarato izy ireo.
malagasy
Ary nony nandalo teny amoron'ny Ranomasin'i Galilia Izy, dia nahita an'i Simona sy Andrea, rahalahin'i Simona, nanarato teo amin'ny ranomasina; fa mpanarato izy.