Mark 1:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Jesosy taminy: Andeha hanaraka Ahy fa hataoko mpanarato olona ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Jesoa taminy: «Andeha hanaraka Ahy, fa hataoko mpanarato olona ianareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa taminy: –Andao hiaraka amiko fa hataoko mpanarato olona ianareo.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jesosy taminy: Andeha hanaraka Ahy, fa hataoko mpanarato olona ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Jesosy taminy: Andeha hanaraka Ahy fa hataoko mpanarato olona ianareo.
malagasy
Ary hoy Jesosy taminy: Andeha hanaraka Ahy, fa hataoko mpanarato olona ianareo.