Mark 1:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandao ny harato niaraka tamin’izay izy ireo ka nanaraka Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandao ny haratony niaraka tamin’izay izy, ka nanaraka Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nilaozany avy hatrany ny haratony, ka lasa izy roa lahy niaraka tamin’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Dia nandao ny harato niaraka tamin'izay izy ka nanaraka Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandao ny harato niaraka tamin’izay izy ireo ka nanaraka Azy.
malagasy
Dia nandao ny harato niaraka tamin'izay izy ka nanaraka Azy.