Mark 1:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa nandroso kelikely Izy dia nahita an’i Jakoba, zanak’i Zebedio, sy i Jaona rahalahiny izay teo an-tsambokely koa nanamboatra ny haratony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nandeha kelikely Izy, dia nahita an’i Jakôba zanak’i Zebede sy i Joany rahalahiny, izay teo an-tsambo kely koa, nanamboatra ny haratony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nony nandroso kelikely i Jesoa, dia nahita an’i Jakôba sy i Jôhany mirahalahy, zanak’i Zebedeo. Nanamboatra ny haratony tao an-tsambokely izy roa lahy tamin’izay.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nandroso kelikely Izy, nahita an'i Jakoba, zanak'i Zebedio, Jaona rahalahiny, izay teo an-tsambokely koa namboatra ny haratony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa nandroso kelikely Izy dia nahita an’i Jakoba, zanak’i Zebedio, sy i Jaona rahalahiny izay teo an-tsambokely koa nanamboatra ny haratony.
malagasy
Ary rehefa nandroso kelikely Izy, nahita an'i Jakoba, zanak'i Zebedio, Jaona rahalahiny, izay teo an-tsambokely koa namboatra ny haratony.