Mark 1:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Araka izay voasoratra ao amin’Isaia mpaminany hoe: «Indro Aho maniraka ny irako hialoha Anao; izy no hanamboatra ny lalanao» (Mal 3.1);
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Araka izay voasoratra ao amin’i Izaia mpaminany hoe: Indro Aho maniraka ny Anjeliko eo alohanao, izay hamboatra ny làlanao;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no voalazan’ny Soratra Masina ao amin’ny bokin’i Isaià mpaminany: «Indro alefako hialoha Anao ny irako, hoy Andriamanitra, mba hanomana ny lalanao.»
Malagasy Bible 1865
Araka izay voasoratra ao amin'Isaia mpaminany hoe: Indro, Izaho maniraka ny irako hialoha Anao, Izay hamboatra ny lalanao (Mal 3. 1);
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Araka izay voasoratra ao amin’Isaia mpaminany hoe: «Indro Aho maniraka ny irako hialoha Anao; izy no hanamboatra ny lalanao» (Mal 3.1);
malagasy
Araka izay voasoratra ao amin'Isaia mpaminany hoe: Indro, Izaho maniraka ny irako hialoha Anao, Izay hamboatra ny lalanao (Mal 3. 1); [Na: ao amin'ny mpaminany]