Mark 1:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nankany Kapernaomy izy ireo; ary nony tamin’ny Sabata dia niditra avy hatrany tao amin’ny sinagoga Jesosy ka nampianatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nankany Kafarnaoma izy ireo, ka ny sabata voalohany ihany dia niditra tao amin’ny sinagoga Izy sy nampianatra ny olona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nankany an-tanàna atao hoe Kafarnahòma i Jesoa mbamin’ireo mpianany efa-dahy; ary raha vao tonga ny sabata, dia niditra tao amin’ny sinagôga i Jesoa ka nampianatra tao.
Malagasy Bible 1865
Ary nankany Kapernaomy izy ireo; nony tamin'ny Sabata, dia niditra tao amin'ny synagoga niaraka tamin'izay Jesosy ka nampianatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nankany Kapernaomy izy ireo; ary nony tamin’ny Sabata dia niditra avy hatrany tao amin’ny sinagoga* Jesosy ka nampianatra.
malagasy
Ary nankany Kapernaomy izy ireo; nony tamin'ny Sabata, dia niditra tao amin'ny synagoga niaraka tamin'izay Jesosy ka nampianatra.