Mark 1:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia talanjona tamin’ny fampianarany ny olona, satria nampianatra azy toy izay manana fahefana Izy fa tsy mba tahaka ny mpanoradalàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia gaga izy ireo tamin’ny fampianarany, satria nampianatra azy toy ny manana fahefana Izy, fa tsy mba tahaka ny mpanora-dalàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Talanjona ny olona nihaino ny fampianarany, satria nampianatra azy tamin-pahefana i Jesoa, fa tsy tahaka ireo mpahay lalàna.
Malagasy Bible 1865
Dia talanjona ny olona tamin'ny fampianarany, satria nampianatra azy tahaka izay manana fahefana Izy, fa tsy mba tahaka ny mpanora-dalàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia talanjona tamin’ny fampianarany ny olona, satria nampianatra azy toy izay manana fahefana Izy fa tsy mba tahaka ny mpanoradalàna*.
malagasy
Dia talanjona ny olona tamin'ny fampianarany, satria nampianatra azy tahaka izay manana fahefana Izy, fa tsy mba tahaka ny mpanora-dalàna.