Mark 1:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izay indrindra dia nisy olona iray teo amin’ny sinagogany, izay azon’ny fanahy maloto; ary niantso mafy Ralehilahy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tao amin’ny sinagogany dia nisy lehilahy anankiray azon’ny fanahy maloto, ary niantso mafy izy
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay indrindra, tao amin’ny sinagôgan-dry zareo, dia nisy lehilahy azon’ny fanahy maloto
Malagasy Bible 1865
Ary niaraka tamin'izay dia nisy olona teo amin'ny synagogany, izay azon'ny fanahy maloto; ary niantso mafy ralehilahy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izay indrindra dia nisy olona iray teo amin’ny sinagogany, izay azon’ny fanahy maloto; ary niantso mafy Ralehilahy
malagasy
Ary niaraka tamin'izay dia nisy olona teo amin'ny synagogany, izay azon'ny fanahy maloto; ary niantso mafy ralehilahy