Mark 1:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy niteny mafy azy hoe: Mangìna ianao ka mialà aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nandrahona azy i Jesoa nanao hoe: «Mangina, ary mivoaha amin’io lehilahy io.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Notenenin’i Jesoa mafy kosa ilay fanahy maloto ka nataony hoe: –Mangina, ary mialà amin-dralehilahy io.
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy niteny mafy azy ka nanao hoe: Mangina ianao ka mivoaha aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jesosy niteny mafy azy hoe: Mangìna ianao ka mialà aminy.
malagasy
Ary Jesosy niteny mafy azy ka nanao hoe: Mangina ianao ka mivoaha aminy.