Mark 1:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nampifanintontsintona ny tenan’ilay marary ny fanahy maloto, dia niantso tamin’ny feo mahery vao niala taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny fanahy maloto nampifanintontsintona azy, dia niantso tamin’ny feo mahery ka nivoaka taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nampifanintontsintona an-dralehilahy ny fanahy maloto ary nikiakiaka sady niala taminy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny fanahy maloto nampifanintontsintona ny tenan'ilay marary, dia niantso tamin'ny feo mahery ka niala taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nampifanintontsintona ny tenan’ilay marary ny fanahy maloto, dia niantso tamin’ny feo mahery vao niala taminy.
malagasy
Ary ny fanahy maloto nampifanintontsintona ny tenan'ilay marary, dia niantso tamin'ny feo mahery ka niala taminy.