Mark 1:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny lazany dia niely niaraka tamin’izay teny amin’ny tontolo manodidina tamin’ny tany rehetra manerana an’i Galilia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niely eran’i Galilea rehetra ny lazany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary poatoizay dia niely eran’ny faritany Galilea manontolo ny lazan’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Ary ny lazany dia niely niaraka tamin'izay teny tontolo eny tamin'ny tany rehetra eran'i Galilia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny lazany dia niely niaraka tamin’izay teny amin’ny tontolo manodidina tamin’ny tany rehetra manerana an’i Galilia.
malagasy
Ary ny lazany dia niely niaraka tamin'izay teny tontolo eny tamin'ny tany rehetra eran'i Galilia.