Mark 1:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
«Injany! Misy feon’ny miantso mafy any an-tany efitra hoe: Amboary ny lalan’NY TOMPO, ataovy mahitsy ny lalan-kalehany» (Isa 40.3),
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
injay misy feo miantso any an’efitra hoe: «Amboary ny lalan’ny Tompo, ahitsio ny alehany»,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Injany misy feon’olona miantso mafy ao an-taniefitra hoe: Amboary ny lalan’ny Tompo; ahitsio ny hizorany!»
Malagasy Bible 1865
Injany! misy feon'ny miantso mafy any an-efitra hoe: Amboary ny lalan'i Jehovah. Ataovy mahitsy ny lalan-kalehany (Isa 40. 3),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
«Injany! Misy feon’ny miantso mafy any an-tany efitra hoe: Amboary ny lalan’NY TOMPO, ataovy mahitsy ny lalan-kalehany» (Isa 40.3),
malagasy
Injany! misy feon'ny miantso mafy any an-efitra hoe: Amboary ny lalan'i Jehovah. Ataovy mahitsy ny lalan-kalehany (Isa 40. 3),