Mark 1:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny rafozambavin’i Simona dia nandry tao, voan’ny tazo; avy hatrany dia nolazain’izy ireo Taminy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny rafozam-bavin’i Simôna nandry teo am-pandriana fa nanavy, ka noresahin’izy ireo taminy niaraka tamin’izay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nandry teo am-pandriana ny rafozambavin’i Simôna fa voan’ny tazo, ka nampahafantarina an’i Jesoa avy hatrany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny rafozam-bavin'i Simona nandry teo nanavin'ny tazo; ary niaraka tamin'izay dia nilaza azy taminy izy ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny rafozambavin’i Simona dia nandry tao, voan’ny tazo; avy hatrany dia nolazain’izy ireo Taminy izany.
malagasy
Ary ny rafozam-bavin'i Simona nandry teo nanavin'ny tazo; ary niaraka tamin'izay dia nilaza azy taminy izy ireo.