Mark 1:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony hariva ny andro ka nilentika ny masoandro dia noentina tany Aminy ny marary rehetra sy ny demoniaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony hariva efa maty masoandro, dia nentina teo aminy ny marary rehetra sy ny azon’ny demony,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony hariva efa maty masoandro, dia nentin’ny olona teo amin’i Jesoa avokoa izay mety ho marary sy azon’ny demony.
Malagasy Bible 1865
Ary nony hariva ny andro, ka nilentika ny masoandro, dia nentina tany aminy ny marary rehetra sy ny demoniaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony hariva ny andro ka nilentika ny masoandro dia noentina tany Aminy ny marary rehetra sy ny demoniaka.
malagasy
Ary nony hariva ny andro, ka nilentika ny masoandro, dia nentina tany aminy ny marary rehetra sy ny demoniaka.