Mark 1:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tao an-tanàna rehetra dia tafangona teo anoloan’ny varavarana avokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny tao an-tanàna rehetra nitangorona teo am-baravarana avokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka dia vory teo anoloan’ny varavarana ny vahoaka rehetra tao an-tanàna.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tao an-tanàna rehetra dia tafangona teo anoloan'ny varavarana avokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tao an-tanàna rehetra dia tafangona teo anoloan’ny varavarana avokoa.
malagasy
Ary ny tao an-tanàna rehetra dia tafangona teo anoloan'ny varavarana avokoa.