Mark 1:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanasitrana olona maro izay nararin’ny aretina samihafa Izy sady nandroaka demonia maro; tsy navelany hiteny ny demonia satria nahafantatra Azy ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanasitrana olona maro nararin’ny aretina samihafa Izy, sady nandroaka demony maro, fa tsy navelany hiteny ny demony, satria nahalala Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Olona maro ianjadian’ny aretina isan-karazany no sitran’i Jesoa, ary demony maro no voaroakany; tsy navelany hiteniteny kosa ireo demony ireo, satria nahalala Azy.
Malagasy Bible 1865
Ary nahasitrana olona maro izay nararin'ny aretina samy hafa Izy sady namoaka demonia maro; ary tsy navelany hiteny ny demonia, satria nahafantatra Azy ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanasitrana olona maro izay nararin’ny aretina samihafa Izy sady nandroaka demonia* maro; tsy navelany hiteny ny demonia satria nahafantatra Azy ireny.
malagasy
Ary nahasitrana olona maro izay nararin'ny aretina samy hafa Izy sady namoaka demonia maro; ary tsy navelany hiteny ny demonia, satria nahafantatra Azy ireny.