Mark 1:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nifoha maraina be Izy dia nandeha nankany an-tany efitra, ary tany Izy no nivavaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony ampitso nifoha maraina alina koa Izy, dia nivoaka nankany amin’ny tany mangingina, ka nivavaka tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ampitso maraina mbola maizina, dia nifoha i Jesoa ka niala tao an-tanàna ary lasa nivavaka tany amin’ny toerana mangina.
Malagasy Bible 1865
Ary nifoha maraina alina koa Izy, dia nivoaka nankany an-tany foana ka nivavaka tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nifoha maraina be Izy dia nandeha nankany an-tany efitra, ary tany Izy no nivavaka.
malagasy
Ary nifoha maraina alina koa Izy, dia nivoaka nankany an-tany foana ka nivavaka tany.