Mark 1:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandeha nitady Azy i Simona sy ny namany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia lasa nitady Azy i Simôna sy ny namany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitotototo nizaha Azy ry i Simôna sy ireo namany telo lahy;
Malagasy Bible 1865
Ary dia nandeha nitady Azy Simona sy ny namany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandeha nitady Azy i Simona sy ny namany,
malagasy
Ary dia nandeha nitady Azy Simona sy ny namany.