Mark 1:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa rehefa nahita Azy izy ireo dia niteny Taminy hoe: Mitady Anao ny olona rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nony nahita Azy dia nilaza taminy hoe: «Tadiavin’ny olona rehetra Ianao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nony nahita an’i Jesoa izy efa-dahy, dia nilaza taminy hoe: –Mitady Anao ny olona rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary nahita Azy izy, dia nanao taminy hoe: Ny olona rehetra mitady Anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa rehefa nahita Azy izy ireo dia niteny Taminy hoe: Mitady Anao ny olona rehetra.
malagasy
Ary nahita Azy izy, dia nanao taminy hoe: Ny olona rehetra mitady Anao.