Mark 1:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy kosa Izy taminy: Andeha isika hifindra hankany amin’ny tanàna hafa etỳ amin’ny manodidina mba hitoriako teny any koa; fa izay no nahatongavako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izao no navaliny: «Andeha isika hankany amin’ny tanàna akaiky, mba hitoriako any koa; fa izany no nivoahako.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ny navaliny azy efa-dahy: –Andeha isika ho any an-toeran-kafa, any amin’ny tanàna akaiky manodidina, mba hitoriako teny any koa; izany manko no nialako tao an-tanàna.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy kosa Izy taminy: Andeha isika hiala hankany amin'ny tanàna akaiky, mba hitoriako teny any koa; fa izay no nahatongavako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy kosa Izy taminy: Andeha isika hifindra hankany amin’ny tanàna hafa etỳ amin’ny manodidina mba hitoriako teny any koa; fa izay no nahatongavako.
malagasy
Fa hoy kosa Izy taminy: Andeha isika hiala hankany amin'ny tanàna akaiky, mba hitoriako teny any koa; fa izay no nahatongavako.