Mark 1:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia niseho i Jaona izay nanao batisa tany an-tany efitra ary nitory ny batisan’ny fibebahana ho famelan-keloka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia niseho tany an’efitra i Joany Batista nitory batemim-pibebahana ho famelan-keloka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Araka izany, dia niseho i Jôhany ka nanao batisa tany an-taniefitra sy nanao antso avo hoe: –Ialao ny toe-dratsy, meteza hatao batisa, dia havelan’Andriamanitra ny helokareo.
Malagasy Bible 1865
dia niseho Jaona, izay nanao batisa tany an-efitra ka nitory ny batisan'ny fibebahana ho famelan-keloka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia niseho i Jaona izay nanao batisa tany an-tany efitra ary nitory ny batisan’ny fibebahana ho famelan-keloka.
malagasy
dia niseho Jaona, izay nanao batisa tany an-efitra ka nitory ny batisan'ny fibebahana ho famelan-keloka.