Mark 1:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy boka iray nanatona Azy ka nitaraina taminy sady nandohalika teo anatrehany no niteny taminy hoe: Raha mety Ianao dia afaka manadio ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy boka anankiray nanatona Azy nandohalika teo anatrehany ka nitaraina taminy nanao hoe: «Raha mety Ianao dia mahay manadio ahy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanatona an’i Jesoa ity lehilahy marary hoditra ka nitalaho taminy sady nandohalika teo anatrehany ka nanao taminy hoe: –Raha sitrakao, dia hainao diovina aho.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy boka nanatona Azy ka nitaraina taminy sady nandohalika teo anatrehany ka nanao taminy hoe: Raha mety Hianao, dia mahay manadio ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy boka iray nanatona Azy ka nitaraina taminy sady nandohalika teo anatrehany no niteny taminy hoe: Raha mety Ianao dia afaka manadio ahy.
malagasy
Ary nisy boka nanatona Azy ka nitaraina taminy sady nandohalika teo anatrehany ka nanao taminy hoe: Raha mety Hianao, dia mahay manadio ahy.